Friday, February 11, 2011

Gay Crusing Spots In Las Vegas

11 FEBROARY 1975-11 FEBROARY 2011 :36 TAONA LASA IZAY NO NAHAFATY NY KOLONELY RICHARD RATSIMANDRAVA


" Tsy hiamboho adidy aho mon Général "

“Tsy hiamboho adidy aho Mon Général” . Fehezan-teny diso fantatry ny maro loatra.11 febroary 1975-11 febroary 2011,36 taona androany no nitifiran'ireo tsy mataho-tody sy fahavalom-pirenena an'i Tompokolahy Kolonely Richard Ratsimandrava.36 taona ATY aoriana mbola TSY Hita mazava Ary vao maika aza manjavona tanteraka ny zava-nitranga marina nahafaty ity mpitondra his olomangam pirenena-ity.

Maro ny Malagasy no nalahelo his nitomany tamin'izany fotoana izany, Ary mandraka ankehitriny aza dia mbola Maro no mametra-panontaniana his miandry ny valin'ny famotorana nampanantenain'ireo mpanao fanadihadiana his tompon'andraiki-panjakàna tamin'izany fotoana.Toa Żary maty momoka anefa izany, Ary TSY vitsy CoA ankehitriny no manontany Tena how misy TSY maty manota his ambonin'ny lalàna've ETO amin'ny Firenena?

Ankoatr'izany: May ny Rova, may Andafiavaratra, firifiry no maratra namoy sy ny ny Ainy isaky misy hetsi-bahoaka eto amin'ny firenena secret TSY TSY hilaza HAFA ny raharaha 07 febroary fotsiny isika, NEFA He Toa mitady vitavita ho ho Azy sy TSY misy tohiny daholo izany rehetra izany.
Manoloana izany fanamarihana manokana ho ary ny andro androany he hindramitsika ity asa-soratr'I Rado (Georges Andriamanantena) ity Mandra-pivalin'ny FAMOTORANA rehetra.

EFA ATAO NY FAMOTORANA

Vatana mangatsiakan'ITPKlahy Richard Ratsimandrava

Rehefa misy zava-doza zay mitranga eto Imerina
ka mandalo fitsaràna dia izao no averimberina:
Tsy azo afenina ny marina fa holazaina am-pahatsorana
Saingy mahandrasa kely f'efa hatao ny famotorana.

Io ny lapan'ny tanàna, kila rava fa nodorana
fa izao no teny re: efa atao ny famotorana
Maty koa Ratsimandrava, tapi-dalana nizorana,
fa izao no teny re: efa ato ny famotorana.

Forehitra Andafiavaratra, ny tenanao nagorangorana,
fa mbola izao no teny re: efa atao ny famotorana!
Kila koa Anatirova, tomany isika torantorana,
fa mbola izao no teny re: efa tao ny famotorana.

Efa atao ny famotorana? taona firy lasa izay?
Tsy nisy valiny mba re, fa ny may dia tena may!
Ireo izay fototry ny afo, angamba tojo famotsorana;
Hany ka tsy nisy re ny vokatry ny famotorana!

Raha izany àry, no mitranga, mitandrema koa ianao ry Ambohitsorohitra,
Sao mandady any indray ny asan'ireo mpanani-bohitra!
Tsotra kosa izao ny teny Izay omeko ANAO ry Imerina:
Aza dia mpiasabe, manaiky Foan ampandeferina!


GEORGES Andriamanantena


Nangonin'i Gasykely

0 comments:

Post a Comment