Tuesday, February 15, 2011

Master Ball Cheat For Vba In Gold

HAFATRA AVY amin'ny FILOHA MARC RAVALOMANANA

Ny Filoha Marc Ravalomanana

"Ry Vahoaka Malagasy. Hiverina ary hitodi-doha aty an-tanindrazana aho amin'ity herinandro ity. Matokia ianareo fa hijoro sy hiray hina isika ho an'ny malagasy tsy ankanavaka. Koa mitrakà ary mijoro fa tsy ho avelantsika ho lavo ny tanindrazantsika."

Anio 15 febroary 2011.

[Marc Ravalomanana]

Koa araka izany dia manainga antsika vahoaka Malagasy hihomana amin'izany ary ny haneho firaisankinantsika tanteraka hampijoro fahamarinana sy ny ny ara-Dalan. Holazaina amintsika eto ny ihany andinindininy.


http://www.tim-madagascar.org/

0 comments:

Post a Comment